plt_tn/exo/39/06.md

16 lines
462 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.
# fitombokase
Io vato voasikotra izay nampiasaina mba hampipetaka sary amin'ny tombokase savoka. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 28:10.
# zanak'Israely roa ambin'ny folo lahy
"zanaka 12"
# araka ny nandidian'i yaveh an'i Mosesy
"araka izay nandidian'i Yaveh hataon'i Mosesy". Jereo ny nandikanao io andianteny io ao amin'ny 39:1.