# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila. # fitombokase Io vato voasikotra izay nampiasaina mba hampipetaka sary amin'ny tombokase savoka. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 28:10. # zanak'Israely roa ambin'ny folo lahy "zanaka 12" # araka ny nandidian'i yaveh an'i Mosesy "araka izay nandidian'i Yaveh hataon'i Mosesy". Jereo ny nandikanao io andianteny io ao amin'ny 39:1.