plt_tn/exo/39/01.md

12 lines
322 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.
# nanamboaran'izy ireo
Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro an'i Bezalila, Oholiaba, ary ireo mpiasa hafa.
# araka izay nandidian'i Yaveh an'i Mosesy
''araka izay nandidian'i Yaveh hataon'i Mosesy"