# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila. # nanamboaran'izy ireo Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro an'i Bezalila, Oholiaba, ary ireo mpiasa hafa. # araka izay nandidian'i Yaveh an'i Mosesy ''araka izay nandidian'i Yaveh hataon'i Mosesy"