plt_tn/exo/39/01.md

322 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.

nanamboaran'izy ireo

Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro an'i Bezalila, Oholiaba, ary ireo mpiasa hafa.

araka izay nandidian'i Yaveh an'i Mosesy

''araka izay nandidian'i Yaveh hataon'i Mosesy"