plt_tn/exo/38/21.md

762 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.

nalaina araka

DH: "izay nasian'i Mosesy ho soratan'ireo Levita''

Itamara

Io dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 6:23.

Bezalila zanaka lahin'i Ory zanaka lahin'i Hora

Ny hoe "Bezalila" sy "Ory" dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 31:1.

nandidian'i Yaveh an'i Mosesy

"ny zavatra rehetra izay nolazain'i Yaveh mba ataon'i Mosesy"

Oholiaba zanaka lahin'i Ahisamaka

Ny hoe "Oholiaba" dia "Ahisamaka" dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 31:6.

mpanao sokitra, ho mpiasa tena mahay, ary ho mpanao peta-kofehy

"ho mpanao sokitra sy mpanao peta-kofehy tena mahay"