plt_tn/exo/38/21.md

28 lines
762 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.
# nalaina araka
DH: "izay nasian'i Mosesy ho soratan'ireo Levita''
# Itamara
Io dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 6:23.
# Bezalila zanaka lahin'i Ory zanaka lahin'i Hora
Ny hoe "Bezalila" sy "Ory" dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 31:1.
# nandidian'i Yaveh an'i Mosesy
"ny zavatra rehetra izay nolazain'i Yaveh mba ataon'i Mosesy"
# Oholiaba zanaka lahin'i Ahisamaka
Ny hoe "Oholiaba" dia "Ahisamaka" dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 31:6.
# mpanao sokitra, ho mpiasa tena mahay, ary ho mpanao peta-kofehy
"ho mpanao sokitra sy mpanao peta-kofehy tena mahay"