# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila. # nalaina araka DH: "izay nasian'i Mosesy ho soratan'ireo Levita'' # Itamara Io dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 6:23. # Bezalila zanaka lahin'i Ory zanaka lahin'i Hora Ny hoe "Bezalila" sy "Ory" dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 31:1. # nandidian'i Yaveh an'i Mosesy "ny zavatra rehetra izay nolazain'i Yaveh mba ataon'i Mosesy" # Oholiaba zanaka lahin'i Ahisamaka Ny hoe "Oholiaba" dia "Ahisamaka" dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 31:6. # mpanao sokitra, ho mpiasa tena mahay, ary ho mpanao peta-kofehy "ho mpanao sokitra sy mpanao peta-kofehy tena mahay"