plt_tn/exo/38/13.md

419 B

Ny kianja

Ho an'ny 38:13-16 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 27:11 sy ao amin'ny 27:14.

dimampolo...dimy ambin'ny folo...telo

"50 ... 15 ... 3"

hakiho

Ny hakiho iray dia 46 santimetatra.

Ireo fefy lamba rehetra manodidina ny kianja dia natao tamin'ny rongony fotsy madinika

DH: "Nanao ireo fefy lamba rehetra manodidina ny kianja tamin'ny rongony fotsy madinika i Bezalila"