# Ny kianja Ho an'ny 38:13-16 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 27:11 sy ao amin'ny 27:14. # dimampolo...dimy ambin'ny folo...telo "50 ... 15 ... 3" # hakiho Ny hakiho iray dia 46 santimetatra. # Ireo fefy lamba rehetra manodidina ny kianja dia natao tamin'ny rongony fotsy madinika DH: "Nanao ireo fefy lamba rehetra manodidina ny kianja tamin'ny rongony fotsy madinika i Bezalila"