plt_tn/exo/38/13.md

16 lines
419 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ny kianja
Ho an'ny 38:13-16 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 27:11 sy ao amin'ny 27:14.
# dimampolo...dimy ambin'ny folo...telo
"50 ... 15 ... 3"
# hakiho
Ny hakiho iray dia 46 santimetatra.
# Ireo fefy lamba rehetra manodidina ny kianja dia natao tamin'ny rongony fotsy madinika
DH: "Nanao ireo fefy lamba rehetra manodidina ny kianja tamin'ny rongony fotsy madinika i Bezalila"