plt_tn/exo/38/08.md

16 lines
568 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.
# koveta varahina lehibe miaraka amin'ny fitoerany varahina
Ilay fitoerany dia nanohanana ny koveta varahina. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 30:17.
# Nanao ny koveta tamin'ny fitaratra
Ilay koveta dia avy amin'ny fitaratra. Izany dia afaka ambara mazava ao amin'ny fandikan-teny. DH: "Ilay varahina nanaovana ilay kovatabe dia avy amin'ny fitaratra"
# fitaratra
Ny fitaratra dia tapa-by na vera natao mangirana izay mitaratra ny sary.