plt_tn/exo/38/08.md

568 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.

koveta varahina lehibe miaraka amin'ny fitoerany varahina

Ilay fitoerany dia nanohanana ny koveta varahina. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 30:17.

Nanao ny koveta tamin'ny fitaratra

Ilay koveta dia avy amin'ny fitaratra. Izany dia afaka ambara mazava ao amin'ny fandikan-teny. DH: "Ilay varahina nanaovana ilay kovatabe dia avy amin'ny fitaratra"

fitaratra

Ny fitaratra dia tapa-by na vera natao mangirana izay mitaratra ny sary.