# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila. # koveta varahina lehibe miaraka amin'ny fitoerany varahina Ilay fitoerany dia nanohanana ny koveta varahina. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 30:17. # Nanao ny koveta tamin'ny fitaratra Ilay koveta dia avy amin'ny fitaratra. Izany dia afaka ambara mazava ao amin'ny fandikan-teny. DH: "Ilay varahina nanaovana ilay kovatabe dia avy amin'ny fitaratra" # fitaratra Ny fitaratra dia tapa-by na vera natao mangirana izay mitaratra ny sary.