plt_tn/exo/38/01.md

16 lines
403 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.
# Nanao...ireo fitaovana rehetra ireo tamin'ny varahina
Ho an'ny 38:1-3 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 27:1 sy ao amin'ny 27:3.
# hakiho
Ny iray hakiho dia 46 santimetatra.
# Ny tandroka dia natambatra iray
DH: "Natambany ho iray ireo tandroka"