plt_tn/exo/38/01.md

403 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.

Nanao...ireo fitaovana rehetra ireo tamin'ny varahina

Ho an'ny 38:1-3 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 27:1 sy ao amin'ny 27:3.

hakiho

Ny iray hakiho dia 46 santimetatra.

Ny tandroka dia natambatra iray

DH: "Natambany ho iray ireo tandroka"