# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila. # Nanao...ireo fitaovana rehetra ireo tamin'ny varahina Ho an'ny 38:1-3 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 27:1 sy ao amin'ny 27:3. # hakiho Ny iray hakiho dia 46 santimetatra. # Ny tandroka dia natambatra iray DH: "Natambany ho iray ireo tandroka"