plt_tn/exo/37/25.md

16 lines
429 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.
# Nanao...sisim-bolamena nanodidina ho an'izany
Ho an'ny 37:25-26 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 30:1 sy ao amin'ny 30:3.
# hakiho
Ny hakiho iray dia 46 santimetatra.
# Ny tandrony dia natambatra ho iray taminy
DH: "Nanambatra ireo tandroka ho iray tamin'ny alitara izy"