# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila. # Nanao...sisim-bolamena nanodidina ho an'izany Ho an'ny 37:25-26 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 30:1 sy ao amin'ny 30:3. # hakiho Ny hakiho iray dia 46 santimetatra. # Ny tandrony dia natambatra ho iray taminy DH: "Nanambatra ireo tandroka ho iray tamin'ny alitara izy"