plt_tn/exo/37/25.md

429 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.

Nanao...sisim-bolamena nanodidina ho an'izany

Ho an'ny 37:25-26 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 30:1 sy ao amin'ny 30:3.

hakiho

Ny hakiho iray dia 46 santimetatra.

Ny tandrony dia natambatra ho iray taminy

DH: "Nanambatra ireo tandroka ho iray tamin'ny alitara izy"