plt_tn/exo/37/10.md

20 lines
570 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.
# Nanao...nisy ireo tongotra efatra
Ho an'ny 37:10-13 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 25:23 sy ao amin'ny 25:25.
# Roa hakiho...iray hakiho...iray hakiho sy sasany
"2 hakiho...1 hakiho...1.5 hakiho"
# vodivoam-pelatanana
Io dia hatevin'ny tanan'olona izay mivelatra ny rantsan-tanana.
# tongotra efatra
Ireo tapa-kazo efatra izay nanohana ny fiara ireo dia resahina toy ny hoe tongotr'olona na tongo-biby ireo.