# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila. # Nanao...nisy ireo tongotra efatra Ho an'ny 37:10-13 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 25:23 sy ao amin'ny 25:25. # Roa hakiho...iray hakiho...iray hakiho sy sasany "2 hakiho...1 hakiho...1.5 hakiho" # vodivoam-pelatanana Io dia hatevin'ny tanan'olona izay mivelatra ny rantsan-tanana. # tongotra efatra Ireo tapa-kazo efatra izay nanohana ny fiara ireo dia resahina toy ny hoe tongotr'olona na tongo-biby ireo.