plt_tn/exo/37/10.md

570 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.

Nanao...nisy ireo tongotra efatra

Ho an'ny 37:10-13 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 25:23 sy ao amin'ny 25:25.

Roa hakiho...iray hakiho...iray hakiho sy sasany

"2 hakiho...1 hakiho...1.5 hakiho"

vodivoam-pelatanana

Io dia hatevin'ny tanan'olona izay mivelatra ny rantsan-tanana.

tongotra efatra

Ireo tapa-kazo efatra izay nanohana ny fiara ireo dia resahina toy ny hoe tongotr'olona na tongo-biby ireo.