plt_tn/exo/37/07.md

20 lines
775 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.
# Nanao...afovoan'ny saronam-panavotana
Ho an'ny 37:7-9 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 25:15 sy ao amin'ny 25:19.
# Natambatra ho iray
DH: "Natambany ho iray ireo"
# Nivelatra ireo elatry ny kerobima ary nanaloka ny saronam-panavotana
Napetrak'i Bezalila toy ny hoe tena kerobima izay mamelatra ny elany sy manaloka ny saronam-panavotana ireo sarin'ny kerobima. DH: "Napetrak'ireo ny elatra noforonina mba hifampikasika ireo elany ary hivelatra" (UDB)
# Mifanatrika sy mitodika any
Napetrak'i Bezalila toy ny hoe tena kerobima izay mifanatrika sy mitodika mankany amin'ny saronam-panavotana ireo sarin'ny kerobima.