plt_tn/exo/37/07.md

775 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.

Nanao...afovoan'ny saronam-panavotana

Ho an'ny 37:7-9 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 25:15 sy ao amin'ny 25:19.

Natambatra ho iray

DH: "Natambany ho iray ireo"

Nivelatra ireo elatry ny kerobima ary nanaloka ny saronam-panavotana

Napetrak'i Bezalila toy ny hoe tena kerobima izay mamelatra ny elany sy manaloka ny saronam-panavotana ireo sarin'ny kerobima. DH: "Napetrak'ireo ny elatra noforonina mba hifampikasika ireo elany ary hivelatra" (UDB)

Mifanatrika sy mitodika any

Napetrak'i Bezalila toy ny hoe tena kerobima izay mifanatrika sy mitodika mankany amin'ny saronam-panavotana ireo sarin'ny kerobima.