# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila. # Nanao...afovoan'ny saronam-panavotana Ho an'ny 37:7-9 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 25:15 sy ao amin'ny 25:19. # Natambatra ho iray DH: "Natambany ho iray ireo" # Nivelatra ireo elatry ny kerobima ary nanaloka ny saronam-panavotana Napetrak'i Bezalila toy ny hoe tena kerobima izay mamelatra ny elany sy manaloka ny saronam-panavotana ireo sarin'ny kerobima. DH: "Napetrak'ireo ny elatra noforonina mba hifampikasika ireo elany ary hivelatra" (UDB) # Mifanatrika sy mitodika any Napetrak'i Bezalila toy ny hoe tena kerobima izay mifanatrika sy mitodika mankany amin'ny saronam-panavotana ireo sarin'ny kerobima.