plt_tn/exo/36/20.md

355 B

nanamboatra i Bezalila...ho an'ny ilany atsimo

Ho an'ny 36:20-23 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 26:15.

folo hakiho...iray sy sasany hakiho

"10 hakiho...1.5 hakiho"

zana-kazo fanantonana roa mba hampikambana

Ny fanantonana vita amin'ny hazo dia tapa-kazo napetaka eo amin'ny faran'ny takelaka mba ho voaaro izany.