# nanamboatra i Bezalila...ho an'ny ilany atsimo Ho an'ny 36:20-23 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 26:15. # folo hakiho...iray sy sasany hakiho "10 hakiho...1.5 hakiho" # zana-kazo fanantonana roa mba hampikambana Ny fanantonana vita amin'ny hazo dia tapa-kazo napetaka eo amin'ny faran'ny takelaka mba ho voaaro izany.