plt_tn/exo/36/20.md

12 lines
355 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nanamboatra i Bezalila...ho an'ny ilany atsimo
Ho an'ny 36:20-23 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 26:15.
# folo hakiho...iray sy sasany hakiho
"10 hakiho...1.5 hakiho"
# zana-kazo fanantonana roa mba hampikambana
Ny fanantonana vita amin'ny hazo dia tapa-kazo napetaka eo amin'ny faran'ny takelaka mba ho voaaro izany.