plt_tn/exo/35/20.md

627 B

ireo fokon'ny Israely rehetra

Io dia manondro ny vahoaka ao amin'ny foko. DH: "ny olona avy amin'ireo fokon'ny Israely"

izay voatariky ny fony

Eto ny hoe ''fo" dia manondro olona. Ny fo izay namaly an'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe rano voatariky ny tafio-drivotra. DH: "izay namaly an'Andriamanitra"

izay notarihin'ny fanahiny hanam-piniavana

Eto ny hoe "fanahy'' dia manondro olona. DH: "izay naniry'' na "izay te"

izay rehetra tsara sitrapo

Eto ny hoe "fo" dia manondro olona. DH: "ny olona rehetra izay naniry"

ireo fisisika, kavina, peratra, sy ireo firavaka

Ireo dia karazana firavaka samihafa.