plt_tn/exo/35/20.md

20 lines
627 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ireo fokon'ny Israely rehetra
Io dia manondro ny vahoaka ao amin'ny foko. DH: "ny olona avy amin'ireo fokon'ny Israely"
# izay voatariky ny fony
Eto ny hoe ''fo" dia manondro olona. Ny fo izay namaly an'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe rano voatariky ny tafio-drivotra. DH: "izay namaly an'Andriamanitra"
# izay notarihin'ny fanahiny hanam-piniavana
Eto ny hoe "fanahy'' dia manondro olona. DH: "izay naniry'' na "izay te"
# izay rehetra tsara sitrapo
Eto ny hoe "fo" dia manondro olona. DH: "ny olona rehetra izay naniry"
# ireo fisisika, kavina, peratra, sy ireo firavaka
Ireo dia karazana firavaka samihafa.