# ireo fokon'ny Israely rehetra Io dia manondro ny vahoaka ao amin'ny foko. DH: "ny olona avy amin'ireo fokon'ny Israely" # izay voatariky ny fony Eto ny hoe ''fo" dia manondro olona. Ny fo izay namaly an'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe rano voatariky ny tafio-drivotra. DH: "izay namaly an'Andriamanitra" # izay notarihin'ny fanahiny hanam-piniavana Eto ny hoe "fanahy'' dia manondro olona. DH: "izay naniry'' na "izay te" # izay rehetra tsara sitrapo Eto ny hoe "fo" dia manondro olona. DH: "ny olona rehetra izay naniry" # ireo fisisika, kavina, peratra, sy ireo firavaka Ireo dia karazana firavaka samihafa.