plt_tn/exo/35/04.md

341 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miteny ireo Israelita mba hanao ireo zavatra nandidian'i Yaveh azy ao amin'ny 25:3 i Mosesy.

Makà fanatitra ho an'i Yaveh

"Makà fanangonana ho an'i Yaveh"

ianareo rehetra izay manana fahavononam-po

Eto ny hoe "fo" dia manondro ny olona mitondra fanatitra. DH: "ny olona rehetra izay maniry"