plt_tn/exo/35/04.md

12 lines
341 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miteny ireo Israelita mba hanao ireo zavatra nandidian'i Yaveh azy ao amin'ny 25:3 i Mosesy.
# Makà fanatitra ho an'i Yaveh
"Makà fanangonana ho an'i Yaveh"
# ianareo rehetra izay manana fahavononam-po
Eto ny hoe "fo" dia manondro ny olona mitondra fanatitra. DH: "ny olona rehetra izay maniry"