# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miteny ireo Israelita mba hanao ireo zavatra nandidian'i Yaveh azy ao amin'ny 25:3 i Mosesy. # Makà fanatitra ho an'i Yaveh "Makà fanangonana ho an'i Yaveh" # ianareo rehetra izay manana fahavononam-po Eto ny hoe "fo" dia manondro ny olona mitondra fanatitra. DH: "ny olona rehetra izay maniry"