plt_tn/exo/34/10.md

416 B

olonao

Eto ny hoe "-nao'' dia manondro an'i Mosesy.

zavatra mampatahotra no hataoko aminareo

Ny zavatra mampatahotra dia zavatra izay mahatonga ny olona hatahotra. Amin'izany, dia hatahotra an'Andriamanitra ny olona rehefa mahita izay ataony izy ireo. DH: "izay ataoko aminareo dia hahatonga ny olona hatahotra Ahy"

hataoko aminareo

Eto ny hoe "aminao" dia manondro an'i Mosesy sy ny vahoakan'ny Israely.