# olonao Eto ny hoe "-nao'' dia manondro an'i Mosesy. # zavatra mampatahotra no hataoko aminareo Ny zavatra mampatahotra dia zavatra izay mahatonga ny olona hatahotra. Amin'izany, dia hatahotra an'Andriamanitra ny olona rehefa mahita izay ataony izy ireo. DH: "izay ataoko aminareo dia hahatonga ny olona hatahotra Ahy" # hataoko aminareo Eto ny hoe "aminao" dia manondro an'i Mosesy sy ny vahoakan'ny Israely.