plt_tn/exo/34/10.md

12 lines
416 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# olonao
Eto ny hoe "-nao'' dia manondro an'i Mosesy.
# zavatra mampatahotra no hataoko aminareo
Ny zavatra mampatahotra dia zavatra izay mahatonga ny olona hatahotra. Amin'izany, dia hatahotra an'Andriamanitra ny olona rehefa mahita izay ataony izy ireo. DH: "izay ataoko aminareo dia hahatonga ny olona hatahotra Ahy"
# hataoko aminareo
Eto ny hoe "aminao" dia manondro an'i Mosesy sy ny vahoakan'ny Israely.