plt_tn/exo/33/14.md

28 lines
780 B
Markdown

# Ny fanatrehako mihitsy no hiaraka...hanome anao
Ny fanatrehan'Andriamanitra dia manondro ny tenany. DH: ''handeha Aho"
# hiaraka aminao...hanome anao
Ny teny hoe "aminao", "anao" eto dia manondro an'i Mosesy.
# hanome anao fitsaharana
"avelako hitsahatra ianao"
# Fa raha tsy izany
"Fa raha tsy miaraka aminay ny fanatrehanao"
# ahoana moa no hahafantarana
DH: "ahoana no ahafantaran'ny vahoaka"
# ahoana moa no hahafantarana ...vahoaka?
Nampiasa io fanontaniana io i Mosesy mba hanindriana fa raha tsy miaraka amin'izy ireo Andriamanitra, dia tsy hisy na iza na iza ahalala fa efa nahita fitia teo imason'Andriamanitra i Mosesy. DH: "tsy hisy na iza na iza hahafantatra...vahoaka".
# Moa ve tsy ny handehananao miaraka aminay ihany
"Tsy ho fantatra ihany ve raha"