# Ny fanatrehako mihitsy no hiaraka...hanome anao Ny fanatrehan'Andriamanitra dia manondro ny tenany. DH: ''handeha Aho" # hiaraka aminao...hanome anao Ny teny hoe "aminao", "anao" eto dia manondro an'i Mosesy. # hanome anao fitsaharana "avelako hitsahatra ianao" # Fa raha tsy izany "Fa raha tsy miaraka aminay ny fanatrehanao" # ahoana moa no hahafantarana DH: "ahoana no ahafantaran'ny vahoaka" # ahoana moa no hahafantarana ...vahoaka? Nampiasa io fanontaniana io i Mosesy mba hanindriana fa raha tsy miaraka amin'izy ireo Andriamanitra, dia tsy hisy na iza na iza ahalala fa efa nahita fitia teo imason'Andriamanitra i Mosesy. DH: "tsy hisy na iza na iza hahafantatra...vahoaka". # Moa ve tsy ny handehananao miaraka aminay ihany "Tsy ho fantatra ihany ve raha"