plt_tn/exo/33/14.md

780 B

Ny fanatrehako mihitsy no hiaraka...hanome anao

Ny fanatrehan'Andriamanitra dia manondro ny tenany. DH: ''handeha Aho"

hiaraka aminao...hanome anao

Ny teny hoe "aminao", "anao" eto dia manondro an'i Mosesy.

hanome anao fitsaharana

"avelako hitsahatra ianao"

Fa raha tsy izany

"Fa raha tsy miaraka aminay ny fanatrehanao"

ahoana moa no hahafantarana

DH: "ahoana no ahafantaran'ny vahoaka"

ahoana moa no hahafantarana ...vahoaka?

Nampiasa io fanontaniana io i Mosesy mba hanindriana fa raha tsy miaraka amin'izy ireo Andriamanitra, dia tsy hisy na iza na iza ahalala fa efa nahita fitia teo imason'Andriamanitra i Mosesy. DH: "tsy hisy na iza na iza hahafantatra...vahoaka".

Moa ve tsy ny handehananao miaraka aminay ihany

"Tsy ho fantatra ihany ve raha"