plt_tn/exo/33/10.md

325 B

Yaveh dia niresaka nifanatri-tava tamin'i Mosesy

Ny firesahana mivantana fa tsy amin'ny nofy sy fahitana, dia resahina toy ny hoe nifankahita tava Andriamanitra sy i Mosesy rehefa miresaka. DH: "Miresaka mivantana amin'i Mosesy i Yaveh"

zatovolahy

efa lehibe azo atao miaramila (17:8), nefa mbola tanora noho i Mosesy