plt_tn/exo/33/10.md

8 lines
325 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Yaveh dia niresaka nifanatri-tava tamin'i Mosesy
Ny firesahana mivantana fa tsy amin'ny nofy sy fahitana, dia resahina toy ny hoe nifankahita tava Andriamanitra sy i Mosesy rehefa miresaka. DH: "Miresaka mivantana amin'i Mosesy i Yaveh"
# zatovolahy
efa lehibe azo atao miaramila (17:8), nefa mbola tanora noho i Mosesy