# Yaveh dia niresaka nifanatri-tava tamin'i Mosesy Ny firesahana mivantana fa tsy amin'ny nofy sy fahitana, dia resahina toy ny hoe nifankahita tava Andriamanitra sy i Mosesy rehefa miresaka. DH: "Miresaka mivantana amin'i Mosesy i Yaveh" # zatovolahy efa lehibe azo atao miaramila (17:8), nefa mbola tanora noho i Mosesy