plt_tn/exo/32/28.md

12 lines
448 B
Markdown

# telo arivo olona
"3000 olona"
# natao tao amin'ny asa fanompoana an'i Yaveh ianareo
Io dia mety midika hoe "Efa nofidiana mba hanompo an'i Yaveh ianareo" na "Efa tonga mpanompon'i Yaveh ianareo."
# satria namono ny zanany lahy sy ny rahalahiny ny tsirairay aminareo
Ny nanaovan'izy ireo izany tami-pankatoavana an'Andriamanitra dia afaka ambara mazava. DH: "satria nankatoa an'i Yaveh ianareo ka namono ireo zanakareo sy ireo rahalahinareo"