plt_tn/exo/32/28.md

448 B

telo arivo olona

"3000 olona"

natao tao amin'ny asa fanompoana an'i Yaveh ianareo

Io dia mety midika hoe "Efa nofidiana mba hanompo an'i Yaveh ianareo" na "Efa tonga mpanompon'i Yaveh ianareo."

satria namono ny zanany lahy sy ny rahalahiny ny tsirairay aminareo

Ny nanaovan'izy ireo izany tami-pankatoavana an'Andriamanitra dia afaka ambara mazava. DH: "satria nankatoa an'i Yaveh ianareo ka namono ireo zanakareo sy ireo rahalahinareo"