# telo arivo olona "3000 olona" # natao tao amin'ny asa fanompoana an'i Yaveh ianareo Io dia mety midika hoe "Efa nofidiana mba hanompo an'i Yaveh ianareo" na "Efa tonga mpanompon'i Yaveh ianareo." # satria namono ny zanany lahy sy ny rahalahiny ny tsirairay aminareo Ny nanaovan'izy ireo izany tami-pankatoavana an'Andriamanitra dia afaka ambara mazava. DH: "satria nankatoa an'i Yaveh ianareo ka namono ireo zanakareo sy ireo rahalahinareo"