plt_tn/exo/32/25.md

16 lines
701 B
Markdown

# nanao fitondran-tena tsy mendrika
"mitondra tena tsy mendrika" na "tsy nahafehy ny tenan'izy ireo"
# Avy eo Mosesy nijoro teo amin'ny fidirana mankao..."Na iza na iza miaraka amin'i Yaveh, dia mankanesa ety amiko."
DH: "Dia nijoro teo amin'ny fidirana mankao an-toby i Mosesy ary niteny fa izay rehetra miaraka amin'Andriamanitra dia tokony mankeo aminy"
# Na iza na iza miaraka amin'i Yaveh
Ny tsy fivadihana amin'i Yaveh dia resahin'i Mosesy toy ny hoe miaraka amin'Andriamanitra. DH: "Na iza na iza tsy mivadika amin'i Yaveh" na "Na iza na iza manompo an'i Yaveh"
# hivezivezy eo amin'ny isam-baravarana
"mivoaka miditra amin'ny fidirana iray ao an-toby hankao amin'ny fidirana iray hafa"