# nanao fitondran-tena tsy mendrika "mitondra tena tsy mendrika" na "tsy nahafehy ny tenan'izy ireo" # Avy eo Mosesy nijoro teo amin'ny fidirana mankao..."Na iza na iza miaraka amin'i Yaveh, dia mankanesa ety amiko." DH: "Dia nijoro teo amin'ny fidirana mankao an-toby i Mosesy ary niteny fa izay rehetra miaraka amin'Andriamanitra dia tokony mankeo aminy" # Na iza na iza miaraka amin'i Yaveh Ny tsy fivadihana amin'i Yaveh dia resahin'i Mosesy toy ny hoe miaraka amin'Andriamanitra. DH: "Na iza na iza tsy mivadika amin'i Yaveh" na "Na iza na iza manompo an'i Yaveh" # hivezivezy eo amin'ny isam-baravarana "mivoaka miditra amin'ny fidirana iray ao an-toby hankao amin'ny fidirana iray hafa"