plt_tn/exo/32/25.md

701 B

nanao fitondran-tena tsy mendrika

"mitondra tena tsy mendrika" na "tsy nahafehy ny tenan'izy ireo"

Avy eo Mosesy nijoro teo amin'ny fidirana mankao..."Na iza na iza miaraka amin'i Yaveh, dia mankanesa ety amiko."

DH: "Dia nijoro teo amin'ny fidirana mankao an-toby i Mosesy ary niteny fa izay rehetra miaraka amin'Andriamanitra dia tokony mankeo aminy"

Na iza na iza miaraka amin'i Yaveh

Ny tsy fivadihana amin'i Yaveh dia resahin'i Mosesy toy ny hoe miaraka amin'Andriamanitra. DH: "Na iza na iza tsy mivadika amin'i Yaveh" na "Na iza na iza manompo an'i Yaveh"

hivezivezy eo amin'ny isam-baravarana

"mivoaka miditra amin'ny fidirana iray ao an-toby hankao amin'ny fidirana iray hafa"